Blaogin'i luriss

10/02,2019

Maneho ny hevitro mikasika ny valim-panadinana Bepc aho.

Nampidirin'i ulrichandry : 23:19

Miarahaba antsika rehetra, somary efa tsy dia tena tato amin'ny blaogy ity firy ny tenako ka tsy dia hita notondra vaovao firy...

Anisan'ny tena antony lehibe tsy naha-teto ahy ankoatran'ny tsy fahampian'ny fotoana dia ny namoronako ny tranokala Gasy Mblaogy.

Eo ihany koa ny fiaraha-miasa niaraka tamin'ny blaogin'i Voniary (afahako nanatsara sy nampivoatra ny gasy mblaogy ).

 

Ankehitriny dia miverina mba hitondra vaovao kely ho antsika indray ny tenako anio ka anisan'izany ny fisian'ny blaogiko iray ( Gasymbmblaogy.wordpress.com ) ary indrindra indrindra ny fanehoan-kevitro manokana mikasika ny valim-panadinana Bepc farany teo https://gasymblaogy.wordpress.com/2019/10/02/nidina-ny-taham-pahafahana/

Hevitra (0) | Verindrohy (trackback) (0) | Ankapobeny


Hevitra


Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article